| Entrée | 1 miray hina | 
| Mots élémentaires | 2 miray, 3 hina | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en malgache | 5   Mifanaraka, manakambana ny herin-tsaina sy ny herim-batana [1.1] | 
| Explications en anglais | 6   to be of one accord [1.7] | 
| Explications en français | 7   être d'accord, unir ses efforts [1.8] | 
| Exemples | 8   Tsy dia niray hina loatra.
[2.366] 9 ary ny Mpiray Saotra, miray hina lalandava. [2.245] 10 Toa mifankatia sy miray hina ny mpiara-monina! [2.270] | 
| Analogues | 11 mikambana, mitambatra, mivondrona, mifanampy, mifanohana, mifanohantohan-tsy ho lavo, mifanakona, mifarimbona, misalahy, mifanao valin-tanana, iray tafasiry, iray kondokondo, iray donak' afo, iray fileovana, iray erik' andro, iray petsapetsa, iray vezovezo, izay iray vatsy iray aina | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |